· Febroary, 2017

Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Febroary, 2017

Mandroso Amin'ny Asany Ireo Vehivavy Mpikorisa Ao India

  28 Febroary 2017

"Tiako ho hita maso izany fa nisy ireo tovovavy mpikorisa ao India, na dia azo nisaina tamin'ny ratsa-tanana iray aza ny isan'ireo tamin'izany fotoana izany. Nanomboka niresaka tamin'ireo ray aman-dreny aho mba hitondra ny zanak'izy ireo amin'ny fikorisana sy handray anjara amin'ny hetsika antserasera."