Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Jolay, 2014
Inona No Tsy Itiavan'ny Filohan'i Filipina An'ilay Mpilalao Horonantsarimihetsika Malaza Nora Aunor Ho Mpanakanton'ny Firenena
Niteraka tabataba teo amin'ireo Filipinina ny fitsipahan' ny filoha Benigno Simeon "Noynoy" Aquino ny fanendrena ilay kalazan'ny horonantsari-mihetsika hitondra ny anaran'ny Mpanakanton'ny Firenena.