· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Novambra, 2007

Zimbaboe : Ny aotra no mitroatra na tantara voafintin'ny dolara zimbaboeana

  08 Novambra 2007

Milaza ny namoahana ny lahatsary (ny lahateny sy lahatsoratra ve misy dia tsy hisy ny lahatsary?) DVD vaovao mitondra ny lohateny hoe Hero to Zero [ny aotra no mitroatra]: Tantaran'ny dolara Zimbaboeana voafintina ny bolongan'ny kubatana: “… DVD vaovao, ny aotra no mihoatra, Tantaran'ny dolara Zimbaboeana voafintina dia milaza ny fihintsanan'ny sandambola Zimbaboeana...