Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Febroary, 2014
Brezila : Lahatsary Mananihany Nosivanin'ny Rede Globo
Nahita fahombiazana be "Ilay lahatsary tsy tian'ny Globo ho hitanareo", izay anehoan'i Rafucko (breziliana mpanao gazety amin'ny endriny mananihany) amin'ny fomba mahatsikaiky ny heveriny ho fandrakofan'ny fantsom-pahitalavitra Rede Globo ireo hetsi-panoherana nampihovitrovitra an'i Brezila.
Horonantsary Fanadihadiana Momba Ny Ady “Tsy Hita Maso” Ataon'ny Drôna Amerikana Ao Pakistan
Miresaka amin'ny mpanao gazety, mpikatroka sy manampahaizana ao anatiny sy ivelan'i Pakistana izahay mikasika ny vokadratsin'ny daroka drôna ao amin'ny faritry ny foko FATA
Tantaram-Pitiavana Tsy Misy Oroka? Izany No Sinema Any Iran
Na amin'ny fampiarahana na dia ny fifamihinan'ny fianakaviana aza dia tsy mahazo mifampikasoka ny mpiantsehatra lahy sy vavy ao amin'ny sarimihetsika Iraniana.