Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

· Febroary, 2018

Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Febroary, 2018

22 Febroary 2018

Tao Anaty Blaogy Palestinianina Tamin'ity Herinandro ity: Palestina Ankehitriny.

Tezitra tamin’ny fiarahamiasan’ny Amerikanina sy ny Israelianina vokatry ny fanamboarana ny “Tranombakoky ny Fandeferana” teo ambonin’ny toeran'ny fasana Miozolomanina fahiny ao Al-Quds (Jerosalema) i Shaden sy i Dave

16 Febroary 2018

Kolombia: “Ojo al Sancocho” Fetiben'ny Horonantsarin'ny Vondrom-piarahamonina

Nokarakarain'ny orinasa Sueños Film Colombia (Filma Nofinofy) ny Fetibe Iraisam-pirenen'ny Filma sy Lahatsary Hafa an'ny Vondrom-piarahamonina antsoina hoe "Ojo al Sancocho [es]" ary natao tamin'ny 18-25 Septambra 2009 tao Ciudad Bolívar 

09 Febroary 2018

Mitana Ny Lohalaharana Amin'ny Oscars Indray I Meksika !

Lohalaharana tamin'ny fanendrena Oscar ny 'The Shape of Water' an'ilay mpanatontosa horonantsary Meksikana Guillermo del Toro , ary mankalaza izany miaraka amin'ny andiana fampahatsiahivana marobe ny tontolon'ny Twitter any Meksika .