· Desambra, 2017

Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Desambra, 2017

Maraoka: Kolikoly, Politika, Sy Ny Vokatry Ny Daroka Baomba

Taorian'ny namoahan'ny Los Angeles Times lahatsoratra momba ny fandaniana tamin'ny sarimihetsika Sahara 2003, izay nanasongadinana ny habetsaky ny vola naloa tamin'ny kolikoly teo an-toerana ("vola fanajana, 'hafaliam-po' sy ny 'kolikoly ao an-toerana' mitentina 237.386 dolara no navoaka tany Maraoka mba hanafainganana ny sarimihetsika "), nanome ny heviny ny bilaogera Maraokana.