Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Febroary, 2013
Kiobàna Mpamokatra Sarimehitsika : Mandray An-Tànana ireo Teknolojia Nomerika
Any Kiobà, efa manomboka mandray an-tànana ireo teknolojia vaovao ireo mpamokatra sarimihetsika sy ireo tale taty aoriana, izany dia mba hampihenàna ny fandaniana amin'ny famokarana ireo antsoina hoe 'effets audiovisuels' sy hitantarana ireo tantara izay mbola tsy niseho masoandro mihitsy.