Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Aogositra, 2008
Ejypta : Olo-manga arabo telo no nodimandry
Very olo-manga teo amin'ny lafiny kolotsaina telo be izao ny tontolo Arabo tao anatin'ny iray volana ; dia i Dr Abdel Wahab El Miseiri, filozofy sy ilay mpamokatra sarimihetsika Youssef...
Fifaninanana horonan-tsary ao amin'ny You Tube
Namoaka horonan-tsary hampielezana ny fifaninanana amin'ny filazam-baovao avy amin'ny firairay ny sampana Citizen News ao amin'ny You Tube. Horonan-tsary amin'ny teny Anglisy, latsaka ny 3 minitra ny faharetany, ary mikasika...