Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Avrily, 2019

Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Avrily, 2019

Syria: Fitanjahana sy ny fahasimban'ny fitondrantena

Fitanjahana firy amin'ny fahitalavitra no azo raisina ho toy ny zavakanto, ary firy amin'izany no mandray anjara amin'ny famotehana ny fitondrantena? Miezaka mamaly ity fanontaniana ity ilay bilaogera Syriana Emad [Ar]:

Ireo Libiana Blaogera Tao anatin'ny Herinandro

Somary nahaliana iny herinandro lasa iny raha toa ka niresaka mikasika ireo fahamendrehana mifandraika amin'ny zava-misy virtoaly sy ny tontolo miafina, na momba ny vintana amin'ny Second Life (Fiainana Faharoa) izay afaka hidiranao foana na rahoviana na rahoviana raha toa ka leo amin'ny fiainanao amin'izao fotoana izao ianao.

Dokambarotry ny Orinasa Bangladeshi Mpanao Loko, Nokianin'ireo Mpandàla ny Zavakanto Nentindrazana Alpana

"Ny Berger kosa manolotra ny loko voatrolombelona novokariny ho an'ireo Alpana mpanakanto ao amin'ny vohitr'i Tikoil . Tsy ilain'ireo mpankanto intsony ny handoko manaraka ny vanintaona tsirairay, haharitra mandrakizay ny loko. Zava-doza!"

Sarimiaina Manazava Ny Fanohintohinan'ilay Lalànan'ny Fifandraisandavitra Ny Fahalalahana Miteny Ao Myanmar

"Matetika ilay lalàna no ampiasain'ireo matanjaka mba hampanginana izay tsy mitovy hevitra aminy, ary miaraka amin'ireo tranga an-jatony mahery voarakitra, dia tena mandresy lahatra tokoa ny ho fiantraikany hihanaka amin'ny fahalalahana maneho hevitra."

PangeaDay: Ireo Lahatsary Hanovàna Izao Tontolo Izao Rehefa 10 May

10 may 2008 tamin'ny 6ora hariva GMT, lahatsary 24 no nalefa nandritra ny hetsika PangeaDay, avy aminà faritra enina, ary amin'ny fiteny fito samihafa eto an-tany, ho hita avy amin'ny Aterineto, fahitalavitra na finday, ka tokana ny tanjona : hahafantarana ny fiainan'ny hafa, hifantohana amin'izay mampitovy antsika, fa tsy izay...