Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Marsa, 2017
Misaona an'i Lazarova, Mpihira Nentin-drazana, Izay Nanome Aingam-panahy Ho An'ny Mpikatroka ny Nanjò Azy, ny Makedoniana
Nanjary tantaran'ny fikatrohana nomeraka tao Makedonia i Vanja Lazarova, izay namoy ny ainy tamin'ny Alahady 12 Marsa tao Skopje teo amin'ny faha-86 taonany.