Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Janoary, 2019
Sarimihetsika tsy fahita firy miaraka amin'ny feon'i Kyoto, Japana, tamin'ny taona 1929
Ny antony nampisongadina ity sarimihetsika ity dia ny nahitana ilay lahatsary niaraka tamin'ny feo mampiseho ny fiainana Japoney an-tanandehibe tamin'izany fotoana izany. Amin'ny ankapobeny anefa mangina ny vaovaon-tsarimihetsika tamin'io vanim-potoanan'ny 1929 io.
Kolombia: Mamoaka Olontsotra Mpanao Gazety Mampiasa Haino Amanjery Maro ny Fifaninana Iray
Fifaninanana natao ho an'ny rehetra, na inona na inona zompirenena zakainy, mba hanoratra, hampiseho sy hamorona votoaty milaza amin'izao tontolo izao ny momba anà toerana iray miavaka ao Kolombia tsy ho fantatry ny besinimaro amin'ny andavanandro. Hita anatin'ity lahatsoratra ity ireo ohatra avy ao Chocó sy Antioquia.