Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Desambra, 2014
Tamin'ny Fampisehoana Voalohany Ilay Sarimihetsika Tany Lôndôna, Milaza Ireo Mpanao Fihetsiketsehana Fa any Thailandy No Tena Misy Ny “Lalaon'ny Hanohanana”
Nanao fihetsiketsehana teo ivelan'ny fampisehoana voalohany an'ilay sarimihetsika malaza "Hunger Games" ireo Thai mpianatra any Lôndôna, hisarihana ny saina amin'ireo rahona mianjady amin'ny demôkrasia amin'ny fiainana tena izy any amin'ny tanindrazan'izy ireo.