Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Septambra, 2012
Lahatsary: Fanadihadiana Fohy Mampisongadina Mpanankato Venezoeliana
Tamin'ny alalan'ny kaonty YouTube azy ireo no amoahan'ny ekipa ekipam-pamoronana Mostro Contenidos, andian-dahatsary fanadihadiana antsoina hoe ‘Memorabilia‘ [es, en] , izay ampisehoan'izy ireo andian-tafatafa fohy niarahana tamin'ireo olo-malaza Venezoelana izay miavaka ao an-toerana...
Sodàna: Noràrana ny YouTube Taorian'Ny Fandoroana Ny Ambasady Alemana
Nanafika ny Ambasady Alemana sy Amerikana tao Khartoum ireo mpanao fihetsiketsehana voton-katezerana Sodàney tamin’ny Zoma 14 Septambra 2012 lasa teo, hetsi-panoherana ilay horonantsary novokarina tao Etazonia, izay manevateva ny Mpaminany Mohammad....
Alzeria : Tsy Dia Mirongatra Loatra Ny Fihetsiketsehana Manohitra Amerikana Mitaha Amin'ireo Firenena Arabo Hafa
Lasibatr'ireo mpanao fihetsiketsehana tamina toerana maro samihafa tany amin'ny tontolo arabo ireo solotena tandrefana, indrindra fa ny Amerikana, taorian'ny nandefasana tao amin'ny Youtube ilay lahatsary « Innocence des musulmans », na «Ny havendranan'ny Miozolmana» . Tsy dia nisy namaly loatra anefa ireo antso hanaovana fihetsiketsehana tao Alger. Nitety ireo fampahalalam-baovaon'olon-tsotra alzeriana maro i Salah Ziah:
Iran: Manodidina Ilay Sarimihetsika Anti-Islamo Ihany
Miara-dalana ny fitondrana sy ny mpanao fihetsiketsehana Iraniana ao Tehran mitaky amin'ny fitondrana ao Etazonia hanameloka ilay sarimihetsika manohitra ny Islam, Ny Tsy Fahalalàn'ny Miozolomana. Niteraka fihetsiketsehana mahery vaika any amin'ny firenena maro ilay sarimihetsika.
Lahatsary: Fipoahana Volokano San Cristobal Tao Avaratry Nikaragòa
Manana ny lisitry ny lahatsary mampiseho fipoahana volokano nanohina tao Nikaragòa tamin'ny 8 Septambra lasa teo ireo mpisera YouTube. Volokano San Cristobal, izay avo indrindra ao amin'ity firenena Amerika Afovoany ity, no...