Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Janoary, 2020
Ho ela velona i Večerníček: Ilay antso maharitry ny seho fahitalavitra Tsheky 55 taona ho an'ny kilonga
Tsy niova ary lasa ifankafantarana mandritra ny fahazazana ho an'ireo Tshekoslaovaky an-tapitrisany tamin'izany fotoana izany ny fandaharana ary ifankafantaran'ny Tsheky indray amin'izao fotoana.