Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Jona, 2011
Zeorzia: Tara amin'i Sharon Stone Ny Firenena Iray Manontolo
Tsy ny tale irery no tonga tao an-tanàna ho an'ilay hetsika, fa hatramin'ireo mpilalao sarimihetsika toa an'i Andy Garcia, Dean Cain sy ny hafa. Na izany aza, ny olona nasaina isan'ny tena nanana ny toerany indrindra dia ilay mpilalao sarimihetsika avy any Hollywood, Sharon Stone.