Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Mey, 2019
Global Lives: Mijery indray ny tetikasa mandrakitra ny fiainan'ny olona
Roa taona lasa izay, nanoratra momba ny tetikasa iray tany am-boalohany isika: Napetraka ny Global Lives mba handrakitra andro iray eo amin'ny fiainan'ny olona 10 avy amin'izao tontolo izao. Androany isika dia hijery indray ny tetikasa ary hanamarina ny fomba fiaviany.