Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Marsa, 2023
Nosintonina tsy ho alefa ao Hong Kong ilay sarimihetsika mampihoron-koditra ‘Winnie ilay Bera’
Nankatoavin'ny mpanivana tao HK ilay sarimihetsika, saingy nosintonina tsy nasiam-panazavana akory izany taty aoriana. Ireo mpanivana ao Shina tanibe no nandrara tsy tapaka ny sarin'ilay bera natao sariitatra, satria maro no nampitovy izany tamin' Xi Jinping, filohan'i Shina.