· Desambra, 2013

Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Desambra, 2013

Ny Sanda Ara-Olon'ny Fandrosoana Any India

Loza mananontanona ny trano fonenana sy ny foto-piveloman'ireo mponina ao Jagatsinghapur, India ilay vinavina fananganana orinasa fanamboarana vy acier. Niady araka izay tratry ny heriny tamin'ny governemanta sy ny orinasa nitondra io tetikasa io ireo mpanohitra izany.

17 Desambra 2013