Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Oktobra, 2012
Miditra Ho Firenena Mandrara Ny Horonantsary Manohitra An'Islam I Kazakhstan
Nifanome tanana tamin'ireo firenena maro hafa i Kazakhstan amin'ny fandraràna ilay horonantsary manohitra an'Islam miteraka resa-be, "The Innocence of Muslims." Nahatonga resabe ao amin'ny firenena io fandraràna io mikasika ny fandairan'io fepetra io sy ny mety ho fiantraikany.
Madagasikara : Miaro ny Vako-Pirenena Amin'ny Alalan'ny Fandraketana Ny Haino Aman-Jery
Mampiady hevitra matetika ny tantaran'i Madagasikara noho ny antony samihafa: tsy fifanarahan-kevitra tamin'ny fizotran'ny voina manan-tantara, fomba fijery voafetran'ny fitenim-[pirenena] [mg], na ny famotehana ny arsivan-tantara rehefa misy ny krizy politika. Misy fandraisana an-tanana ataona fikambanana iray ho fandraisana anjara amin'ny fandraiketana ho nomerika ny tahirin-kevitra haino aman-jery amin'ny tantaran'i...
Nivadika ho Fanangonam-bola Ny Fanadihadiana Momba ny Guerrilleras Salvadoriana
Niara niasa i Rebecka Bíró (Soeda/Espaina) sy Victoria Montero (Arzantina), samy mpaka sary mba hanangana tetikasa fanadihadiana sy sary momba ny fiainan'ny vehivavy mpiady anaty akata nandritra ny Ady An-trano Salvadoriana (1980-1992). Nampiasa ny tranokala fanangonam-bola Verkami i Bíró sy i Monteroto mba hanao hetsika fitadiavam-bola ho famatsiana ny fandanian'izy ireo mandra-pahavitan'ny tetikasany ao El...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...