Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Desambra, 2016
Eo An-tànan'ny Governemanta Azerbaijani, Lasa Fampahafantarana Mitondra Ny Mariky ny Firenena Ilay Tantara Noforonina Be Mpankafy
"Leyla Aliyeva, zanaka vavin'ny Filoha Ilham Aliyev, no talen'ny fanatontosana ilay sarimihetsika, izay nolazaina ho nitentina 20 tapitrisa dolara ny nanaovana azy."
Ireo Lahatsary Fohy Notontosain'ireo Tovolahy Kambodziana Ho Fampitsaharana ny Sotasota Ara-nofo

Maninona no atsahatra ny sotasota ara-nofo? Tanora tsy matianina avy ao Kambodza amin'ny famokarana lahatsary no nitrandraka ny valin'io fanontaniana io mba handrisihana ny olona -- indrindra fa ny lehilahy -- hahatakatra ny fiantraikan'ny sotasota ara-nofo.
Tsy Resaka Fikarakarana Biby ny Boky ‘Animal Farm’ [Toeram-Piompiana] na Ny Fihomehezana Naterak'Izany
Tsara ny Hobbit [Tapak'Olona]. Tokony hampivelatra ny "hobbit" tsara ny ankizy rehetra
Filma Sahisahy Miresaka Fifohazana Ara-pananahan'ny Vehivavy Indiana Iray Voampanga Ho Mamindra Fo amin'ny Fametavetana Zaza
Vao mainka miteraka olana bebe kokoa ity finiavana hametraka ho toy ny mandeha ho azy ny fihetsika tsy mendrika iray ity ao amin'ny firenena iharan'ny herisetra henjana matetika ny vehivavy sy ny ankizy.