Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Febroary, 2010
Chili: Horohorontany tany Chili hitan'ny mason'ny olona
Santiago taorian'ny horohorontany nopihan'i pviojo CC-By Koa satria moa efa hadiva hilentika ny masoandro dia nitombo isa ireo lahatsary mitantara ny horohoroontany nahatratra 8,8 izay nihatra tamin'i Chili tamin'ny 3:30...
Cartagena: Lahatsary iray isan'andro avy any Kolombia
Androany avy any Cartagena any Kolombia: Voalahatra ho ao anatin'ny Lovan-kolontsaina manerantanin'i UNESCO sy toerana be mpitsidika indrindra no itondranay anareo anareo hianoka amin'ny alalan'ny lahatsarin' ( video) izany tanàna izany izay amoahana iray isan'andro mandritra ity taona 2010 ity.
Shina : horonantsary fohy maneso ny sivana amin'ny aterineto
Nahatontosa horonantsary fohy vaovao iray enti-mitsikera ny sivana amin'ny aterineto any Shina ilay mpamokatra horonantsarimihetsika tsy matihanina, Hu Ge . Tahaka ireny horonan-tsary fanadihadiana izay maharitra 7 minitra mahery eo,...
My name is Khan – Politikan-kolontsaina any India
Sarin'afisy hita ao amin'ny Wikipedia Tsy miresaka momba ilay sarimihetsika avoakan'i Bollywood hoe ‘My Name is Khan‘ [Khan no anarako], fa miresaka ny fahazoana azy kosa any India sy any...