Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Marsa, 2015
Filma Mampiseho Ny Fiainan'ireo “Mpiasa Antselika ao Japàna” Mialokaloka any amin'ny Cybercafe
Tamin'ny tapaky ny taona 2000, nanomboka nampiasa ireo toerana, efitra kely manokana ao amin'ny cybercafe, ho toeram-ponenana ireo mpanjifa mpandray vola kely tsy manampahafahana akory na dia hanofa trano aza.