Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Desambra, 2015
Fetiben'ny filma rosiana nahazo fampitandremana ofisialy taorian'ny fampiroboroboana fanadihadiana miady amin'ny kolikoly
Tonga izao fampitandremana izao taorian'ny nanambaran'ny Artdocfest fa ampidirina ao amin'ny fifaninanana antserasera manokana ny filma iray miresaka fandraharahana feno kolikoly ahitana olona akaiky ny Lehiben'ny Fampanoavana Yuri Chaika.
Fa maninona no tsy avy tahaka ny mahazatra an'i Ginea-Bisao ny orana?
Raha mifanakalo hevitra amin'ny fiovan'ny toetrandro ao Parisy ny mpitondra manerana izao tontolo izao dia mampatahotra amin'ny mahalonaka ny tany sy ny fiveloman'ny vahoakan'i Ginea Bisao ny fihenan'ny orana sy ny fiakaran'ny ranomasina.