Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Mey, 2015
Lalàna Tamin'ny Andron'ny Tsar no Entina Handrarana ny Votoaty Vetaveta ao amin'ny Aterineto
Nandray fanapahan-kevitra hampiditra ireo habaka 136 ao anaty lisitra mainty ny fitsarana rezionaly ao Tatarstan raha tsy manaisotra ireo pejy rehetra misy votoaty vetaveta izy ireo.