· Jolay, 2011

Tantara mikasika ny Sarimihetsika tamin'ny Jolay, 2011

Pero: Fiainan'ny Indizeny Amazoniana ahiana hopotehin'ny Mpitrandraka Solitany

  24 Jolay 2011

Lahatsary fampahafantarana mandritra ny ora iray, mampiseho ny fiainana nentim-paharazana an'ireo mponina ao Amazonia, sy ny fomba fiveloman'izy ireo izay ahiana ho potiky ny fitrandrahana solitany sy ny fambolena zavatra tokana atao loharanon'angovo tahaka ny [solika] menaka voanio. Ao amin'ny Amazonia, masato o petroleo (Amazonia, masato sa solika) nijery indray mipimaso...