· Febroary, 2019

Tantara mikasika ny Mediam-bahoaka tamin'ny Febroary, 2019

Iran: Dimy tapitrisa dolara ho an'ny tetikasa sivana vaovao

GV Mpisolovava  24 Febroary 2019

Araka ny voalazan'ireo tranokalam-baovao maromaro, anisan'izany ny Roozonline, nilaza i Mahmoud Salarkia, izay tompon'andraikitra ambony ao amin'ny fitsaràna Iraniana fa dimy tapitrisa dolara no ampiasaina hamolavolàna fitaovana vaovao ho an'ny sivana

“Bloguer pour une cause” amin'ny teny Frantsay

GV Mpisolovava  23 Febroary 2019

Faly izahay manambara fa efa misy amin'ny teny frantsay ny Blog for a Cause!, tari-dalan'ny Global Voices an'ny Blog Advocacy, misaotra an'i Claire Ulrich avy ao amin'ny Global Voices amin'ny teny Frantsay nandika izany.

Iran: Tohidloo, nosamborina ilay bilaogera reformista

GV Mpisolovava  23 Febroary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Jona 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nosamborina i Somayeh Tohidloo, vehivavy bilaogera reformista. Satria nihamitombo ny hetsi-panoherana nanohitra ny voka-pifidianana filoham-pirenena Iraniana dia nosamborin'ny manampahefana Iraniana ireo mpikatroka politika maromaro. Vao avy nanatontosa antsafa tamin'ny Aterineto izy sy ireo bilaogera roa niaraka tamin'ny filoha teo...