· Marsa, 2010

Tantara mikasika ny Mediam-bahoaka tamin'ny Marsa, 2010

Lahatsoratra iray hiadiana amin'ny Sivana aminy Aterineto

GV Mpisolovava  15 Marsa 2010

Mino ny Fahalalahana Miteny ve ianao? Heverinao ve fa azon'ny saina leferina ny fitarafana ny momba anao sy ny fitsikilovana anao rehefa eo amin'ny aterineto?! Heverinao ve fa zonao ny misitraka  fikarohana&fitorahana blaogy tsy misy sivana amin'ny Aterineto? Mino ny Fahalalahan'ny Vaovao ve ianao? Ny Zo Hahazo Vaovao? Maniry ve...