Tantara mikasika ny Mediam-bahoaka tamin'ny Marsa, 2023
Fanambaràna ny fifidianana filankevi-pitantanan'ny Global Voices 2023 – manondroa olona mialoha ny 30 marsa!

Nahafeno ny fehim-potoana niasany amin'ity faran'ny volana marsa ity ny solontenantsika vondrom-piarahamonina GV ao amin'ny filankevi-pitantanana. Indro ny antsipirian'ny fifidianana ho solontenantsika telo vaovao ho avy!