· Marsa, 2008

Tantara mikasika ny Mediam-bahoaka tamin'ny Marsa, 2008

Kiobà : Manakana mpitoraka blaogy

  28 Marsa 2008

Tianao hitakoritsika ve ny blogosfera Kiobàna ? Bahano ary ny famakiana blaogy tian'ny maro. Hatramin'ny nibahanan'ny manam-pahefana Kiobana blaogy tsy manohana ny fitondrana avy ao Havana tamin'ny fiantombohan'ity herinandro ity,...

Tohanan'ny daholobe ny fanamelohana ho faty

  20 Marsa 2008

Sary “brooms head romans.. ” an'i Antigua Daily Photo arovan'ny  licence Creative Commons. Ny tsirairay dia afaka mahita izay fifanoherana eto Guatemala momba ny fanamelohana ho faty izay. Andaniny, ireo...

Fivoriambe Global Voices 2008

17 Marsa 2008

Faly mampandre ny hisian'ny Fivoriana Global Voices Olon-tsotra Mamita Vaovao 2008 ny Global Voices sy Global Voices Advocacy, ho atao any Budapest, Ongaria ny 27-28 Jiona 2008, miaraka amin'ny fanampian'ny...