Tantara mikasika ny Mediam-bahoaka tamin'ny Janoary, 2023
Nahatonga olona an'arivony maro tao amin'ny tanàna indiàna iray ambony havoana ho lasa tsy manan-kialofana ny “filentehan'i Joshimath”
People face displacement in Joshimath, a Himalayan town in India due to added burden of anthropogenic activity in an earthquake prone zone.
Manamafy ny feon'ny fiarahamonimpirenena ny tambajotra sosialy ao Togo
Manampy ireo mpitarikevitra any Togo hamadika ny tambajotra sosialy ho tena sehatra fampiroboroboana ny fampiasana aterineto. Manararaotra izany ireo mpanao gazety sy mpikatroka amin'ny fiarahamonimpirenena mba hampiakarana ny feony.
Manome fanorisorenana an'ireo mpanao gazety tsy miankina ao amin'ny Twitter ny Filoha Bukele ao El Salvador
Notafihan'ny fitondran'i Bekele sady nalany baraka ireo mpanao gazety tsy miankina noho ny fampibaribarian'izy ireo ny kolikoly ao amin'ny governemantany, ka nahatonga azy ireo ho hitataovan'ny fandrahonana sy herisetra.
Karazam-bokotra vaovao: Filazana dikanteny vita!
Salama daholo, fanavaozam-baovao tselatra izy ity mba hampahafantarana anareo fa nanampy karazam-bokotra vaovao izahay ao amin'ny fandrafetana WordPress Global Voices. Ankehitriny, rehefa misy fandikan-teny mivoaka, dia hahazo mailaka mampahafantatra izany ny mpanoratra ny ranty ôrizinaly ! Efa nangatahana hatry ny ela avy amin'ny mpanoratra sy ny mpandika teny ity endri-javatra...
Hiteraka disadisa ara-diplaomatika eo amin'i Kazakhstan sy i Rosia ve ny fijoroan'ny yurt iray ao Okraina?
Nipongatra tao Okraina ny yurt kazakh manome fanampiana mahaolona. Raha mahita izany ho fanohanana amin'ny fomba ofisialy an'i Kyiv dia namaly tamin'ny alalan'ny fanerena ny manampahefana kazakh i Moskoa.
Novalian'ilay Rosiana mpihira ilay hoe ‘Voninahitra ho an’i Okraina’. Tian-dry zareo hofoanana ny zom-pireneny ankehitriny
Nanohitra an-karihary ny ady nanomboka tamin'ny volana Febroary 2022 ilay mpihira Valerii Meladze. Ankehitriny dia mety hiharan'ny voka-dratsin'izany izy noho ireo teny sendra nambarany tao Dubai ho fanohanana an'i Okraina.
Nahoana no nesorina tao amin'ny rafitra fiantohana ara-pahasalamana any Shina ny fanafody COVID-19 lehibe Paxlovid?
Tsy afaka mahazo ny fanafody COVID-19 "mamonjy aina" naroson'ny OMS ireo Shinoa mahantra taorian'ny nanesorana ny Paxlovid tamin'ny rafitra fiantohana ara-pitsaboana fototra ao Shina. Saingy manohana ny fanapahan-kevitra ireo tia tanindrazana an-jotra.
Vazimba ary mirehareha : fanehoankevitry ny mpiteny Maya iray mikasika ny “Black Panther : Wakanda Mandrakizay”
Ny soatoavina napetraky ny fianakaviako tato anatiko no mbola mamporisika ahy foana "Hahatsiaro hoe iza ianao, na aiza na aiza no tianao haleha", ary ankehitriny dia fantatry ny vondrom-piarahamonina vazimba fa afaka mandeha lavitra izahay .
“Ho fahavalon'ny fitondrana Rosiana mandrakizay aho” hoy ilay TikToker ao Moldavia
Ity no tranga voalohany nijoroan'ny TikToker iray monina tany Rosia teo aloha manohitra ny fitondrana Rosiana ampahibemaso ary manohana an'i Okraina.
Manodina ny adihevitry ny daholobe ho any Nepal ny ampamoaka nataon'ny #MeToo tsy ela akory izay
Niteraka fidinan'olona an'aliny eteny an'arabe tao an-drenivohitr'i Nepal ny fijoroana vavolombelona nataon'ny olona iray sisampatin'ny fanolànana. Nipoitra tety an-tambajotra ihany koa ny hetsika #justiceforsushmita (NyRarinyHoAniSushmita)