(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny volana Desambra 2008)
Araka ny voalazan'ireo tranokalam-baovao maromaro, anisan'izany ny Roozonline, nilaza i Mahmoud Salarkia, izay tompon'andraikitra ambony ao amin'ny fitsaràna Iraniana fa dimy tapitrisa dolara no ampiasaina hamolavolàna fitaovana vaovao ho an'ny sivana.