Tantara mikasika ny Mediam-bahoaka tamin'ny Jolay, 2019
Boky vao navoaka, manolotra ireo endrika zara raha nanaovana fikarohana momba ny tetezamita politika sy ny fampahalalam-baovao ao Myanmar
"Nefa araka ny voamarik'ireo maro nandray anjara, na nisokatra aza ny habaky ny fanehoankevitra, tsy nihena ny fampitahorana atao amin'ireo mpanao gazety sy mpikatroka."
Fantaro i Kpénahi Traoré, nitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang mandritra ny 24-30 Jolay
Hifandimby ireo Afrikana mpikatroky ny teny sy mpanandrateny hitantana ny kaonty Twitter @DigiAfricanLang hizara ny zava-niainany tamin'ny famelomana aina indray sy fampahafantarana ireo fiteny Afrikana. Ny lahatsoratra etoana dia momba an'i Kpénahi Traoré (@kpenahiss) sy izay kasainy horesahana mandritra ny herinandro itantanany ny kaonty.
Ny tanànan'i Cebu
Fampahafantarana ny momba ity faritra sy tanàna iray ao Filipina ity raha handeha ho any ianao, ireo antonta-taratasy ilaina ho amin'izany.
Periodismo de Barrio: Mitondra fiovàna ho an'ny Media Kiobàna
"Faly aho fa anananay ny olona misafidy ny hijanona an-tanindrazana fa tsy mandeha mandao ny firenena toy ny nataon-dry zareo tany aloha."
Tantaranà Ray Amandreny Anankiroa: Zeorziana iray mpanankanto manohitra ny fankahalàna, ny fanekena sy fianarana mitia fiainana
"Tsy misy maha-maoderina ny momba izay hevitra tokony hitiavanareo ny zanakareo."
Arzantina: Ny olana amin'ny fiarandalamby
Lohahevitra mahamenatra ho an'ireo Arzantina maro ny fitokisana fiaran-dalamby. Milaza ny sasany amin'ireo fitarainana goavana fa tsy mba raharahiana ny fiarandalamby, tara foana izy ireo, miova foana ny ora fiaingàina, ary marobe ireo loza miseho.
Asehon'ny amboarampeon'ny Katedraly Rosiana iray tamin'ny hira momba ny fandringanana nokleary an'i Etazonia fa tsy miasa aty amin'ny taona 2019 intsony ny vazivazy
Nampihetsi-bolomaso olona vitsivitsy ihany ny fandefasan'ny televizionam-panjakana Rosiana matetika santionany amin'ny famotehana ara-nokleary an'i Etazonia amin'ny ampahany na izy rehetra.
Fantaro i Margaret Noodin, mpitantana ny kaonty Twitter @NativeLangsTech mandritra ny herinandron'ny 25-31 jolay
Mpampianatra teny anglisy sy ny tenindrazany i Margaret Noodin, mpitantana ny kaonty @NativeLangsTech mandritra ny herinandron'ny 25-31 jolay ity. Hozarainy amintsika ny fomba fijeriny ny fiteny Anishinaabemowin.
Navotsotra rehefa avy nigadra dimy taona an-tranomaizina noho ny fanompana ny fitondram-panjaka i Tom Dundee, mpihira nentin-drazana Thailandey sady mpikatroka
'Avy amin'ny vahoaka no hananganana ny demokrasia, sa tsy izany? Tsy afaka atsangana avy amin'ny olona iray monja ny demokrasia .'
Ny tsy fanjariana ara-tsakafo 2010
Efa voaantoka ny foto-tsakafon'ny olona 2 miliara eo ho eo manerana izao tontolo izao. Olana sarotra izay mety hiteraka fiantraikany maro ny tsy fanjariana ara-tsakafo. Avy amin'ny fiovaovan'ny toetr'andro, ny fivelaran'ny tanàndehibe, ny fitomboan'ny mponina ary ny fivoaran'ny vidin'ny solika no mahatonga ny tsy fanjariana ara-tsakafo.