Tantara mikasika ny Mediam-bahoaka tamin'ny Desambra, 2020
Global Voices ao amin'ny The Economist
(Lahatsoratra taona 2010) Noho ny fandaminana manokana dia mandefa lahatsoratra tsindraindray ao amin'ny bilaogin'ny The Economist Babbage momba ny teknolojia ny mpanoratra Global Voices manerantany. Tsy mitovy amin'ireo lahatsoratra mahazatra...
Fomba 4 hanohanana ny Global Voices (sy irariantsoa taombaovao!)
Raha mamaky ity ianao inoana fa sakaizan'ny Global Voices izay mino ny iraka ataonay hilaza izay tsy heno any amin'ny fampitam-baovao lehibe mahazatra, sy amin'ny fiarovana ny fahalalahana maneho hevitra sy ny fahazoana miditra malalaka amin'ny fampahalalam-baovao an-jotra. Tianay ny haka fotoana hisaorana anao sy fomba hafa hanampianao anay.