· Novambra, 2017

Tantara mikasika ny Mediam-bahoaka tamin'ny Novambra, 2017

Fanambaràna Hisianà Aterineto Maimaimpoana

30 Novambra 2017

2005 - Namoaka sosokevitra enina izay tokony harahin'ny fanjakana sy ny orinasa mba ahafahana miantoka aterineto maimaimpoana ny Reporters Without Borders sy ny OSCE (Fikambanana ho an'ny Fandriampahalemana sy ny Fiarahamiasa any Eoropa).

Shina: Fandraketana Ny Tena Anarana Ho An'ny Fandefasana Hafatra Eo Noho Eo

  30 Novambra 2017

Nanainga fanontaniana mikasika ny lalàna i DingYong mikasika ireo fitsipika ireo. Notsindriany fa na miorina ao ShenZhen aza ny orinasa QQ, ny mpampiasa azy avy any amin'ny firenena hafa sady toa tsy araka ny lalàna ao amin'ny governemantan'i ShenZhen ihany koa ny fangatahana ireo mombamomba ny tena, toy ny karatra mari-pamantarana manokana. Marihany tsara fa sitrapon'ireo blaogera roa voalaza eo ambony ireo no mampiasa ny tena anarany.

Ny Vady Atolotra Sy Ny Anjara Toeran'ny Raiamandreny

  29 Novambra 2017

Amin'ny volana aogositra ho avy, raha tsy manambady miozolomana io zazavavy io ("nomena alalàna" hitondra pakistaney *mampitahotra* izy),... toa hahita ny endrika matin-dRamatoa Reny. Raha toa ianao te-hanavotra ain-dreny Bengali iray 40 taona any ho any, mahasarika, malefaka somary mampivarahontsana,... misoratana anarana izao dieny izao.