Tantara mikasika ny Mediam-bahoaka tamin'ny Janoary, 2010
Jeritodika RSF 2009: Maherin'ny 100 ireo mpitoraka blaogy sy “mazan-dohan'ny aterineto [cyber-dissidents]” nofonjàna
Ny ‘Reporters Without Borders’, na ‘Reporters sans frontières’ dia namoaka angom-baovao ho an'ny faran'ny taona 2009 tamin'ny 30 Desambra 2009. Mpitoraka blaogy 151 sy “mazan-dohan'ny aterineto [cyber-dissidents]” no nosamborina, 61...
Brezila: Mitoroka ny fahamaizan'ny ala an-tanan-dehibe ireo mpitoraka blaogy maro
Taorian'ny nadravàn'ny afo ny ala an-tanan-dehibe lehibe indrindra maneran-tany tao Rio de Janeiro tamin'ity Septambra ity, manangom-baovao , manome ny heviny ary manentana ireo mpitoraka blaogy maro.