· Janoary, 2020

Tantara mikasika ny Mediam-bahoaka tamin'ny Janoary, 2020

Tsy enta-mavesatra ny EDF sy Areva, fa milin'ny tetezamitan'ny angovo

Ny voalohan'ny volana Oktobra, nitatitra ny lanjan'ireo antokon'olona afaka manampatra ny fahefan'ny volany amin'ny parlemantera ireo mpanao fihetsiketsehana avy amin'ny France nature environnement. Miampanga ny Areva sy ny EDF ho "enta-mavesatry ny tetezamitan'ny angovo" izy ireo, tsy miraharaha ireo fampiasambola be dia be nataon'izy ireo tao anatin'izany sehatra izany.

22 Janoary 2020

Ao Hong Kong, ady ataon'ireo mpanao gazety amin'ny fanivanantena, fandrahonana ary herisetra ataon'ny polisy manohitontohina ny fampitambaovao momba ny “revôlisiônan'ny Elo”

Tranonkala 4 mpamoaka vaovao tsy miankina no niaraka namoaka fanambaràna niombonana natao hanamelohana ny herisetra ninian'ny pôlisy natao tamin'ireo mpanao gazety. Mba hampitonitoniana an'i Beijing, manao fanivanantena ny sasany amin'ireo gazety.

21 Janoary 2020