· Septambra, 2010

Tantara mikasika ny Mediam-bahoaka tamin'ny Septambra, 2010

Mpitantana vohikala manohitra ny sivana amin'ny aterineto, voasambotra tany Thailand

  28 Septambra 2010

Nosamborina androany tany amin'ny seranam-piaramanidin'i Bangkok ny mpitantana ny vohikalan'ny gazety tsy miankina iray any Thailand, noho ny fanompàna mpanjaka. Nangingiana ny haino aman-jery mahazatra tany an-toerana momba izany fa ireo mpampiasa twitter kosa namatsy torolàlana sy fanampim-baovao hanampiana ny fanohanana ny hetsika ho fangatahana ny famotsorana ilay mafana fo voasambotra.

Bermudes: Miady amin'ny rivo-doza Igor

  23 Septambra 2010

Ny zavatra marina raha jerena ny anarany, ny rivo-doza Igor , hatramin'izao, no lehibe sady natanjaka indrindra tamin'ity vanim-potoan'ny rivo-doza 2010 ity tany Atlantika, rivo-doza izay namely ny nosy kely...

Honduras: Herisetra hafa indray nataon'ny polisy

  21 Septambra 2010

Juan Carlos Rivera [es] sy i Hibueras [es] no mitatitra trangam-pamoretana hafa nataon'ny polisy nandritra ny fihetsiketsehana nataon'ny Mandam-panoherana tao an-tanànan'i San Pedro Sula. Nolazain'i Juan Carlos Rivera moa fa nahatrata...

I Paid A Bribe (Nandoa tsolotra aho): Ezaka any India

  19 Septambra 2010

“Nanao kolikoly? tsy nanao? tsy nanan-tsafidy? nihàrany? tezitra?" I Paid a Bribe dia mandrisika ny olom-pirenena any India hizara ireo zava-niainany momba ny kolikoly, ary mampiasa ireny tranga ireny mba hamantarana ireo sampana sy dingana tena ahitàna kolikoly ao anivon'ny firenena.

Madagasikara: Krizy adinodino

  14 Septambra 2010

Gregory Simpkins miresadresaka mikasika izay krizy adinodino aty Afrika: “If you ask most Africa watchers what is the most urgent crisis on the continent, you’ll likely get answers ranging from...