Tantara mikasika ny Mediam-bahoaka tamin'ny Avrily, 2021
Jordania : Manomboka manao YouTube ny mpanjakavavy
Nanatevin-daharana ny YouTubers ny mpanjakavavy Rania avy any Jordania ka tena nahafaly ireo bilaogera Jordaniana sy tany Afovoany Atsinanana. Nivoaka tao amin'ny YouTube ilay horonantsary, natokana ho an'ny lohahevitra momba ny fitsarana an-tendrony, nahitana 'ity hafatra manaraka ity:
Arabia Saodita: Tsy nahazo solika maimaimpoana i Puff Daddy
(Lahatsoratra tamin'ny volana Septambra 2008) Nanao antso tamin'ireo “rahalahiny sy anabaviny any Arabia Saodita” sy ireo firenena mpamokatra solika hafa mba hanome azy solika hahafahany manohy mandeha amin'ny fiaramanidina manokana...
Angletera: Famongorana ny fomba fijery manavakava-bolonkoditra ataon'ny fampitam-baovao amin'ireo vahoaka indizeny
(Lahatsoratra tamin'ny volana Martsa 2009) Rehefa nahasarika ny sain'izao tontolo izao bebe kokoa ny olan'ny vahoaka indizeny dia namoaka karazana boky vaovao mandrara ny fampiasana ny fomba fiteny roa izay nolazain'ny mpikatroka fa...
Bilaogin'i Tibet 2008
(Lahatsoratra tamin'ny volana Martsa 2008) Ny 10 Martsa 2008, Tibetana an-jatony tao Lhassa no nanomboka nanao fihetsiketsehana nandritra ny faha-49 taonan'ny fikomiana Tibetana nanohitra ny fanjanahana Shinoa. Nosamborin'ny polisy ireo...