Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Janoary, 2014
Fanalàna Azy Nataon'ireo Libane Bilaogera Mikasika Ny Fandinihana Ny Fitafim-Behivavy Any Afovoany Atsinanana
Nitarika fanalàna azy naha-toran'ny hehy tety anaty serasera ny fanontaniana avy amin'ny Anjerimanontolon'i Michigan hoe “Ahoana no Tokony ho Fitafim-behivavy ao Afovoany Atsinanana Rehefa Imasom-Bahoaka”. Manankarena raha samy votoaty ilay...
Aitezaz Hasan, Tanora Maherifon'i Pakistana Nanao Sorona Ny Ainy.
" Tsy mila Aitzazs hafa intsony isika. Na tokana na iray tapitrisa Ny tokony ataontsika dia ny mendrika hoan'izay nandao antsika
Mandinika Ny Lova Navelan'i Nelson Mandela Tao Azia Atsimo
"Mbola mila mianatra be dia be amin'ny mahaolompanjakana, ny fahadiovam-panaony ary ny tsy fananany nofinofy politika tiany ho tanteraka ho an'ny tenany ao amin'i Mandela ny mpitondra Nepaley."
SARIPIKA: Olon'i Azia Atsimo
"Mampatsiahy ahy ny hitia sy hanaja ny rehetra izany - zavatra izay zary adinon'ny olona maro aty Pakistana"
Voaheloka Ho Faty Noho Ny Namonoany An'i Ghazala Javed Mpihira Pashto Ny Vadiny Taloha
Nanohitra tamin-kafanam-po ny faneren'ny Talibana azy tsy hihira i Ghazala Javed fony fahavelony ary nijoro nanohitra ny fametrahana ny Taliban tany amin'ny Swat tanindrazany.