· Septambra, 2009

Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Septambra, 2009

Pakistana: Fahafatesana nandritra ny Seho mivantana

Niteraka adihevitra mafana teo amin'ny tontolon'ny blaogy Pakistane ny fahafatesan'ilay Pakistane iray mpandray anjara tamina seho mivantana. Mpitoraka blaogy maro no manontany momba ny fisian'ireny karazana seho fialamboly ireny, izay tsy ampy fepetra fiarovana, ary ny andraikitr'ireo vondrona vaventy izay manohana azy ireny.

13 Septambra 2009