Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Jona, 2018
Manatona ny fifidianana, miatrika fanafihana na fakana an-keriny ny Pakistaney mpanao gazety na mpikatroka
Ity fifidianana ity no hanamarika ny fotoana faharoa isian'ny tetezamita (famindram-pahefana) demaokratika eo amin'ny tantaran'ny firenena.
Pakistana: Media, Fanehoankevitra Ary Tany Latsaka An-katerena
Torolalana iray mba hahatakarana ny hoe latsaka an-katerena ao Pakistana no navoaka tamim-pitiavana nahazoana alalàna tamin'ny The Emergency Times, izay manolotra fomba fijery iray hafa mahaliana ho antsika.
Ireo Feo Avy Any Azia Atsimo
Famintinana fohifohy mikasika ireo zava-nitranga tao Azia Atsimo (2006).
Naniry Ny Hampiray Ireo Firenena Roa i Sabika Sheikh, Ilay Mpianatra Pakistaney Maty Tamin'ny Fitifirana Tany Amin'ny Sekoly Amerikana
..hoy izy...'tia hianatra ny kolontsaina amerikana aho ary tiako i Amerikà mba hianatra ny momba ny kolontsain'i Pakistàna ary mba tiako isika raha hiray hina sy hiaraka.' hoy ny tsiaron'ilay reny nampiantrano azy
Navoakan'ny fikarohana ny fisian'ny fanentanana nomerika misompatra ireo mpiaro ny zon'olombelona Pakistaney
Milaza ny tatitra avy amin'ny Amnesty International fa misy tambajotra kaonty media sosialy hosoka ampiasaina hisovohana ho ao amin'ireo vondrom-piarahamonina mpikatroka ao Pakistan.
Pakistàna: Blaogy-o-Fahombiazana
Ao anatin'ny natiorako tena tia manao soa ny mpiarabelona, tapaka ny hevitro hizara aminareo tsiambaratelo iray mampivarahontsana, nafenin'ny mpibaiko ambony an'ny Cyber Templar nandritra ny taona maro
Miraondraona ny bilaogy any Azia Atsimo
Mitaky ny lalàna tamin'ny taona 1979 fa rehefa manao fiampanga fanolanana ny vehivavy dia tsy maintsy manolotra vavolombelona efatra lahy izy. Raha tsy mahita ireo vavolombelona ireo izy dia ny tenany ihany no tompon'andraikitra tamin'ny fanitsakitsaham-bady....