Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Avrily, 2023
Adin'i Pakistana amin'ny asa fanaovan-gazety : Fakàna an-keriny sy fisamborana ireo mpanao gazety malaza
Tsy mitsahatra ny voarahona ireo mpanao gazety ao Pakistana, samborina sy alaina an-keriny noho ireo fanadihadiana ataony mikasika ireo olana saropady. Tato anatin'ny taona vitsivitsy lasa, marobe ireo mpanao gazety malaza sy mpiasa amin'ny haino aman-jery no natao lasibatra sy novonoina.