Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Mey, 2010
Pakistan: Fihetseham-po tamin'ny saika nanapoahana ny Time Square
Tamin'ny voalohan'ny volana dia niteraka fanairana amin'ny loza tao New York ny fikasana hanapoaka baomba ny Time Square. Voasambotry ny polisy tao amin'ny seranam-piaramanidina i Faisal Shahzad, terantany pakistano-amerikana nahiahiana...
