Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Desambra, 2017
Mitondra Fifaliana Ao Islamabad Ny Zavakanto Sy Ny Mozika
Taorian'ny iray volana nisian'ilay fidinana an-dalambe tao Islamabad, Fetiben'ny Zavakanto iray no namerina indray ny fitonian'ireo mponina tao
Pakistan: Bilaogy Romotra
(Marihana fa efa tamin'ny volana Desambra 2005 ny lahatsoratra teny anglisy) Tao anatin'ny volana vitsy lasa izay, nanjary “mahaliana” ireo valinteny tao amin'ny bilaogiko manokana raha izay no azo lazaina....
Ny Malaza Amin'ny Bilaogy Avy Ao Azia Atsimo
'Ity ny fotoana tamin'ity taona ity - akaiky ny taona vaovao isika ary fotoana izao hijerena ny zava-bita taona 2005. Sahirana tamin'ny fananganana ny lisitr'izy ireo, ny fahatsapan'izy ireo, sy ny fomba ahafahana manatsara ny toe-javatra ao amin'ny firenen'izy ireo ny bilaogera Aziatika Atsimo.
Pakistana: Ao Quetta, Mandresy Ireo Sakàna Sosialy Ny Fisian'ny Toeram-pisakafoanana Iray Izay Vehivavy Daholo No Mitantana Azy
"Taona maro lasa izay, voafetra ho anatin'ireo rindrina efatra ny fiainan'ireo vehivavy tao an-tanànan'i Hazara, saingy tapitra izany manomboka izao."