Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Jolay, 2018
Inona no nanjo ny zo niomerika nandritra ny fito taona lasa? Hilaza izany aminao ny andiany faha-300 amin'ny Tatitry ny Olon-tsotra Mpampiasa Aterineto

Amin'ity herinandro ity, miverina mijery ireo fito taona nandrakofana ny vaovao maneran-tany momba ny zo niomerika ho fankalazana ny andiany faha-300 nosaratanay izahay!
Pakistana: Parachinar, ilay paradisa lasa helo
Foiben-toeran'ny Masoivohon'i Kurram ao amin'ny Faritra ara-poko tantanana amin'ny fomba federaly ao Pakistana i Parachinar. Ankehitriny, azon'ireo talibana mpikomy ilay tanàna izay hampanjakany ny tahotra ka hanereny ny mponina hiala ao.
Mitombo Ny Sivana Amin'ny Haino Aman-Jery Any Pakistàna Fa Manakaiky Ny Fifidianana Solombavambahoaka

Noraràna ny lahateny fanao amin'ny fifidianana mba hisorohana ny fandefasan'ireo haino aman-jery votoaty "manafintohina" sy "manala baraka".
Korontana feno nandriaka rà tao Peshawar
Nisy fanafihana iray indray niseho tao amin'ny hôtely iray tao Peshawar, Maro ireo Pakistaney sy mpiasan'ny Firenena mikambana ary mpiasan'ny ONG iraisam-pirenena no namoy ny ainy tamin'izany.
Pakistana: Mbola Arahina Maso Foana Ny Aterineto
Taorian'ny fanapahankevitry ny fitsarana noraisina vao haingana, nanapa-kevitra ny fanjakana hanara-maso tranonkala malaza vitsivitsy toy ny Google, Youtube, Facebook, Hotmail izay mety ahitana votoaty mampisalasala sady maniratsira fivavahana ho an'ny silamo. Fanehoankevitr'ireo blaogera pakistaney.
Pakistana: Fahamarinan-toerana, Fikatrohana ary Fahalatsahana an-katerena
''Manadihady ny hevitra momba ny demokrasia sy ny fahamarinan-toeran'ny firenena ny fanehoankevitr'ireo blaogera, eo am-pijerena ny vokatry ny toedraharaha politika ankehitriny. ''
Nahafaty olona 170 ireo fanapoahana baomba mialoha ny fifidianana ao Pakistan, mampihemotra ny fanantenana isian'ny fandrotsaham-bato milamina
Fanafihana iray monja, tamin'ny 13 jolay nandritra ny famoriam-bahoaka nataon'ny Antoko Awami Balochistan, dia efa nahafatesana olona 129 sy naharatrana olona am-polony. Iny no fanafihana nahafatesana olona indrindra tao Pakistan taorian'ny fitifirana tsy mitsahatra nahafatesana olona 141 tao amin'ny sekoly iray tantanin'ny tafika tao Peshawar, tamin'ny desambra 2014.
Pakistan: Fanarahamaso bilaogy
Satria narahan'ny zanabolana GPS mampiahiahy maso ity lahatsoratra ity, tsy maintsy mampiseho haingana ny fifantenako ny lahatsoratra bilaogy Pakistaney tamin'ity herinandro ity aho.
Vonona hiverina tany Pakistan ny praiminisitra teo aloha Nawaz Sharif sy ny zananivavy hampakatra ny raharaham-pitsarana iampangana kolikoly azy ireo
"Fivoarana lehibe eo amin'ny ady amin'ny kolikoly ity didim-pitsarana ity, ary tsy maintsy hoentina anaty boky izay nandroba ny firenena ireo mpanao kolikoly tsirairay avy"