Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Desambra, 2008
Nepal: Tsaho momba ny zom-pirenen'ilay mpampihorohoro sisa velona tany Bombay (Mumbai)
Mandeha dia mandeha amin'ny aterineto ankehitriny ny tsaho manodidina ny fihavian'ilay mpampihorohoro sisa velona tamin'ny fanafihana an'i Bombay dia i Ajmal Amir Kasab izany. Tamin'ity indray mitoraka ity izany dia...
Pakistan: Nisy baomba nipoaka sady nahafaty tany Peshawar
Peshawar, renivohitry ny faritany avaratra andrefan'ny sisintany any Pakistan no tratran'ny fipoahana baomba mahery vaika androany [zoma]. Nitoby teo akaikin'ny trano fivoriana ilay fiara izay miaty fitaovana mora mipoaka 30-40...
Andro manerantany ho an'ny sembana tany Azia Atsimo
Marihana manerantany ho andro iadiana amin'ny SIDA ny 1 Desambra ary dia dradradradraina fatratra ho fantatry ny rehetra izany. Tsy mba tahaka ny fijerin'izao tontolo izao ny andro iadiana amin'ny SIDA, fa saiky tsy hita tabilao amin'ny fampahalalam-baovao manerana izao tontolo izao ny andro manerantany ho an'ny sembana. Marihina isaky ny 3 desambra isan-taona ny andro fanajana ny fandraisana anjara birikin'ny manana fahasembanan'ny vatana na ny saina ho an'ity tontolo iainantsika ity.