· Novambra, 2013

Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Novambra, 2013

GV Face: Malala Ao Pakistana

GV Face  08 Novambra 2013

Amin'ny fitantarana amin'ny GV Face amin'ity herinandro ity, hiresaka momba ny antony mahatonga ny fireneny mioko amin'i Malala isika. Hojerentsika ihany koa ny andraikitry ny media sosialy, izay manaratsy azy sy manaparitaka dokambarotra ratsy momba azy