Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Aogositra, 2019
Malaza eo amin'ny indostrian'ny sarimihetsika ao Pakistan ny #MeToo
Herintaona taorian'ny nidiran''ilay mpilalao sarimihetsika Meesha Shafi tao amin'ny Twitter mba hiampanga an'i Ali Zafar momba ny fitondran-tena ratsy ara-nofo, iharan'ny adihevitra be indray ny indostrian'ny fialamboly Pakistaney. Tamin'ity indray mitoraka ity dia voampanga tamin'ny herisetra an-tokantrano ilay mpilalao sarimihetsika sady mpiangaly mozika Mohsin Abbas Haider ary miandry fitsarana.