Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Oktobra, 2016
Raha Manapoaka ny Ady Ny Mpanao Politika , Miantso Fandriampahalemana Kosa Ireo Olon-tsotra Indiana sy Pakistaney
"Ny 'Fitiavan-tanindrazana' izay manaparitaka ny FANKAHALANA dia tsy fitiavan-tanindrazana. MIJORO isika raha miray hina. Lavo isika raha misaraka. Eo amin'ny fitondrana ireo mpanao politika mba hanjakazaka fa tsy hanompo ny fiarahamonina."