Tantara mikasika ny Pakistana tamin'ny Septambra, 2012
Mihetsika Noho Ilay Sarimihetsika Manohitra Silamo i Pakistan
Nihetsika noho ilay sarimihetsika manohitra ny silamo i Pakistan, ilay niteraka ny fahafatesan'ny Ambasadaoro Amerikana tao Libia. Nanamafy ny fiarovany ireo masoivoho diplaomatika manerana ny firenena, saingy hatreto an-katezerana ireo hetsi-panoherana saingy tsy misy herisetra.